JW Library Amin’ny Apple
Jereo ato ny zavatra mampiavaka ny programa JW Library sy ny fomba fampiasa azy. Ho hitanao ato koa ny valin’ny fanontaniana momba an’io programa io.
Inona ny Vaovao?
Aprily 2025 (Version 15.3)
Miseho ao amin’ny Baiboly amin’ny tenin’ny tanana ny loharanon-kevitra ao amin’ny Fitaovana Fikarohana.
Martsa 2025 (Version 15.2)
Miseho eo amin’ny tsanganana fianarana ny naoty noforoninao tao amin’ny Baiboly na tao amin’ny boky hafa. (Tsy azo foronina eo amin’ilay tsanganana ny naoty.)
Desambra 2024 (Version 15.1)
Afaka manoratra rehefa mikaroka ao amin’ny zavatra misy amin’ny tenin’ny tanana.
Lasa maro kokoa ny hafainganany azo fidina rehefa mandefa video na raki-peo.
ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY
Hampiasa JW Library: iOS
Ianaro ny fomba fampiasana ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Handika sy Hampiasa Baiboly: iOS
Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana Baiboly ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Handika sy Hampiasa Ireo Zavatra Misy: iOS
Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana ireo zavatra misy ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Hanisy sy Hampiasa Mari-pitadidiana: iOS
Ianaro ny fomba hanisiana sy hampiasana mari-pitadidiana ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Hampiasa Ireo Nojerena: iOS
Ianaro ny fomba hampiasana an’ireo nojerena ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Hanova ny Endrik’izay Vakina : iOS
Ianaro ny fomba hanovana ny endrik’izay vakina ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Hikaroka ao Amin’ny Baiboly sy Ireo Zavatra Misy: iOS
Ianaro ny fomba hikarohana ao amin’ny Baiboly sy ireo zavatra misy, sy ny fomba hikarohana loha hevitra ao amin’ny Fandalinana ny Soratra Masina ao amin’ny JW Library, amin’ny fitaovana iOS.
Hanoritra Teny: iOS
Ianaro ny fomba hanoritana teny ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.
Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW Library (iOS)
Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.

