Inona ny Vaovao?
FOTO-KEVITRA HAFA
Mba ho Ampy Antsika Ihany ve ny Angovo?—Inona no Lazain’ny Baiboly?
Ho hitanao ato hoe ahoana no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hanana angovo ampy tsara ny olona rehetra. Misy soso-kevitra manampy anao hitsitsy angovo koa ato.
MIANARA AVY AMIN’I JESOSY
“Tsy Anisan’izao Tontolo Izao ny Fanjakako”
Nilaza i Jesosy hoe ny Fanjakan’Andriamanitra no hamaha ny olana misy eto an-tany, fa tsy ny fitondran’olombelona. Ho hitanao ato hoe inona no modely navelany ho an’ny Kristianina.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Mba Andramo Izao—Manomàna Valin-teny Mampahery
Soso-kevitra efatra afaka manampy anao hanomana valin-teny mampahery amin’ny fivoriana.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Alamino Haingana Ilay Olana!
Raha alamintsika haingana ny olana eo amintsika sy ny mpiara-manompo, dia hihavana indray isika sady hiray saina foana ny fiangonana.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Ken Kiuchi: Navelako Hamolavola Ahy i Jehovah
Mitantara i Ken Kiuchi hoe namolavola azy i Jehovah tamin’izy nanao mpisava lalana, nanompo tao amin’ny Betela, ary rehefa hiverina eny amin’ny saha.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Jolay 2026
Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 7 Septambra–4 Oktobra 2026.
TRAKTA & FANASANA
Fanasana Amin’ny Fivoriambe 2026
HIRA
Sambatra Aho fa Mahita (Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2026)
Ho hitanao amin’ity hira ity hoe mahatonga antsika ho falifaly ny tenin’i Jesosy, amin’izay isika tsy hanahy sady hanana fanantenana.

