1- 7 Aogositra
SALAMO 87-91
Hira 49 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra”: (10 min.)
Sl 91:1, 2: Hifandray tsara amin’i Jehovah foana isika, raha mijanona ao amin’ny ‘toerana miafin’i’ Jehovah (w10 15/2 26-27 § 10-11)
Sl 91:3: Hoatran’ny mpamandri-borona i Satana, ka mitady fomba hamandrihana antsika (w07 1/10 26-30 § 1-18)
Sl 91:9-14: I Jehovah no fialofantsika (w10 15/1 10 § 13-14; w01 15/11 19-20 § 13-19)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 89:34-37: Inona ilay fifanekena resahin’ireo andininy ireo, ary noharin’i Jehovah tamin’inona ilay Fanjakana? (w14 15/10 10 § 14; w07 15/7 32 § 3-4)
Sl 90:10, 12: Mila mahay ‘manisa ny androntsika isika mba hananantsika fo hendry.’ Ahoana no hanaovana an’izany? (w06 15/7 13 § 4; w01 15/11 13 § 19)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 90:1-17
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)
“Hatsarao ny Fanompoanao: Ampio ny Mpianatrao mba Handroso ka Hanokan-tena sy Hatao Batisa”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Manadinadìna mpitory iray nanampy olona hatramin’ny fanokanan-tena sy batisa. Anontanio izy hoe ahoana no nataony mba hanampiana an’ilay mpianatra ho tena tia an’i Jehovah? Ahoana no nataony mba hanampiana azy hanatratra tanjona?
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 21 § 1-12
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 137 sy Vavaka