NY TILIKAMBO FIAMBENANA Jolay 2013 | Azo Itokisana ve ny Fivavahana?
Maro no tsy mitoky amin’ny fivavahana intsony satria diso fanantenana. Misy fivavahana iray azonao itokisana anefa. Fantaro ny momba azy io.
MATOAN-DAHATSORATRA
Tokony Hanadihady Ianao
Eo am-pelatanan’izay fivavahana arahinao ny famonjena anao sy ny hoavinao mandrakizay.
MATOAN-DAHATSORATRA
Ny Fivavahana sy ny Resaka Vola
Mitady fomba maro hanerena ny olona hanome vola ve ny fivavahana eny aminareo? Mifanaraka amin’izay lazain’ny Baiboly ve izany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ny Fivavahana sy ny Resaka Ady
Nilaza i Jesosy fa tokony ho tia namana ny mpanara-dia azy. Manaraka an’izany ve ny fivavahana ankehitriny?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ny Fivavahana sy ny Resaka Fitondran-tena
Tsy manome ohatra tsara ny mpitondra fivavahana eo amin’ny resaka fitondran-tena. Misy vokany amin’Andriamanitra ve ny fitondran-tenantsika?
MATOAN-DAHATSORATRA
Misy Fivavahana Azo Itokisana Ve?
Nandiso fanantenana anao ve ny fivavahana? Mety tsy te hitoky amin’ny fivavahana intsony ianao, raha izany. Mety hiova anefa izany raha mianatra Baiboly ianao.
TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA
Afaka ny ho Sambatra ny Olona Nanambady Fanindroany
Mety hiatrika olana tsy hitany tao amin’ny tokantranony voalohany ireo nanambady fanindroany. Ahoana no hahasambatra ny mpivady toy izany?
MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA
‘Mahavoky ny Fontsika Izy’
Tsara fanahy Andriamanitra ka manao soa amin’ny olona isan’andro, na dia amin’ny olona tsy mahay mankasitraka indrindra aza.
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
“Tsy Mieritreritra ny Hanova An’izao Tontolo Izao Intsony Aho”
Nianatra Baiboly ny lehilahy mpitolona iray ka lasa nahafantatra hoe iza ihany no mahavita manova an’izao tontolo izao. Vakio ato ny tantarany.
RESADRESAKA MAHALIANA
Mahita ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?
Maro ny olona mijaly ka misy misalasala raha misy Andriamanitra na tsia. Malahelo ve Andriamanitra rehefa mahita antsika mijaly? Fantaro izay lazain’ny Baiboly.
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Tsy te ho antitra ny olona, nefa mbola tsy nahita fomba hisorohana ny fahanterana. Nahoana?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitsidika ny Olona Efa Manana ny Fivavahany?
Nahoana izahay no mitsidika ny olona efa manana ny fivavahany?