NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2015
Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 1 Febroary ka hatramin’ny 28 Febroary 2016.
Tadidinao Ve?
Jereo raha tadidinao izay novakinao tao amin’
Ahoana no Iresahan’i Jehovah Amintsika?
Mampiasa fiteny samihafa Andriamanitra mba hiresahana ny heviny amin’ny olona. Inona no ianarantsika avy amin’izany?
Baiboly Mazava Tsara sy Manohina ny Fo
Inona ireo fitsipika telo narahin’ny Komitin’ny Fandikana ny Baibolin’ny Tontolo Vaovao rehefa nandika ny Baiboly?
Nohavaozina ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Inona no fanovana tena miavaka ao amin’io Baiboly io?
Tandremo Tsara Izay Lazainao
Inona no modely nomen’i Jesosy ka hanampy antsika hahay hifidy ny fotoana itenenana, hifidy ny teny holazaina, ary hilaza teny mahafinaritra?
Hanohana Anao i Jehovah
Ahoana no hataontsika raha marary be isika?
TANTARAM-PIAINANA
Lasa Nifandray Tsara Tamin’i Jehovah sy Tamin’ny Reniko Aho
Niadiavan’ny reniny i Michiyo Kumagai satria tsy nety nivavaka tamin’ny razana intsony. Inona no nataony mba hihavanana tamin’ny reniny indray?
Fanondroana ny Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2015
Lisitry ny lahatsoratra nivoaka tao amin’ny Tilikambo ho an’ny besinimaro sy ny Tilikambo fianarana.