MIFOHAZA! No. 3 2020 | Vahaolana Amin’ny Fanavakavahana
Mora amintsika ny mahita hoe manavakavaka ny hafa. Mety ho efa hoatr’izany koa anefa isika, fa sarotra amintsika ny mahita an’ilay izy.
Andeha isika handinika torohevitra vitsivitsy hanampy antsika tsy hanavakavaka.
Manavakavaka ve Ianao?
Ahoana no amantarana hoe efa manavakavaka isika?
Fantaro ny Tena Zava-misy
Mety tsy ho tiatiantsika ny hafa, rehefa tsy mahafantatra ny tena marina momba azy isika. Manamarina an’izany ny tantaran’ny lehilahy iray, izay nanao miaramila taloha.
Miezaha Hangoraka
Inona no vokany raha tsy mahay mangoraka isika?
Ekeo hoe Manana ny Mampiavaka Azy ny Hafa
Mety hanavakavaka ny olona manambony tena. Inona àry ny vahaolana?
Ataovy Isan-karazany ny Namanao
Ho hitanao ato hoe mahasoa ny manana namana isan-karazany.
Miezaha Haneho Fitiavana
Tsy hanavakavaka intsony ianao raha maneho fitiavana. Jereo ato ny zavatra sasany azonao atao mba hanehoana fitiavana.
Vahaolana Maharitra
Inona ny zavatra efatra hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hanesorana ny fanavakavahana?
Tsy Nanavakavaka Intsony Izy Ireo
Misy video telo ato mampiseho hoe inona no nanampy ny olona sasany tsy hanavakavaka intsony.