MIFOHAZA! Oktobra 2014 | Iza no Tena Tafita Amin’ny Fiainana?
Rehefa tanteraka daholo ve izay rehetra nofinofisinao, vao azo lazaina hoe tafita amin’ny fiainana ianao?
MATOAN-DAHATSORATRA
Iza no Tena Tafita Amin’ny Fiainana?
Aleo afa-po amin’ny fiainana, toy izay toa tafita nefa tsy sambatra akory.
MATOAN-DAHATSORATRA
Ahoana Izany hoe Tafita Izany Aminao?
Jereo ireto ohatra efatra ireto, ary diniho ny tenanao.
MATOAN-DAHATSORATRA
Te ho Afa-po Amin’ny Fiainana ve Ianao?
Torohevitra dimy hanampy anao ho afa-po amin’ny fiainana.
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Vehivavy misy mamono satria tsy ampy ny vodiondry nomeny, jiolahin-tsambo mahazo vola be, vorona manidina ela be.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Aza Manaiky ho Resin’ny Fakam-panahy
Azo atao tsara ny manohitra fakam-panahy. Misy hevitra 6 ato hanampy anao ho tapa-kevitra ny hanohitra fakam-panahy, ka tsy hidi-kizo amin’izany.
TANY SY MPONINA
Fitsidihana An’i Belize
Firenena kely izy io nefa any no misy ny toeram-piarovana jagoara voalohany, sy ny haran-dranomasina faharoa eran-tany.
Mpamboly Manana Elatra any Anaty Ala Mikitroka
Zava-dehibe ny asan’ny ramanavy mpamboly, satria miaro ny tontolo iainana.
NISY NAMORONA VE?
Ny Tongotry ny Soavaly
Nahoana ny enjeniera no tsy nahavita naka tahaka ny firafitry ny tongotry ny soavaly?