Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
Desambra 2006
Iza moa i Jesosy?
Ahoana no iheveran’ny mpahay tantara an’i Jesosy? Nahoana izy no lehilahy niavaka indrindra? Nahoana izany no tokony ho zava-dehibe amintsika?
3 Ny Lehilahy Niavaka Indrindra Hatramin’izay
4 Nahoana Izy no Tena Miavaka?
Nahoana Aho no Voafehifehy Loatra?
16 “Zanaky ny Ray Aman-dreny Madio Indrindra”
20 “Mankalaza ny Fetin’ny Renibe ve Ianao?”
24 Calypso—Vako-drazana Mampiavaka An’i Trinité
26 Hanao Ahoana ny Fiainana Raha Tsy Misy Ampondra?
30 Fanondroana Ireo Nomeraon’ny Mifohaza! 2006
32 Fanomezana Iray Tena Nankasitrahana
Toa An’ilay Zanaka Adala Aho Taloha 13
Nikomy tamin’ny ray aman-dreniny kristianina ny tanora iray. Inona no nahatonga azy hiova sy hiverina tamin’i Jehovah indray?
Lazain’ny Baiboly ny voka-dratsin’ny zava-pisotro misy alkaola. Mety àry ve ny misotro azy ireny?