19-25 Septambra
1 MPANJAKA 13-14
Hira 21 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mahay Mianina sy Manetry Tena ve Ianao?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Mp 14:13: Inona no ianarantsika momba an’i Jehovah amin’io andininy io? (w10 1/7 29 § 5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 13:1-10 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina ho an’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 7)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Tohizo ilay fampianarana Baiboly efa natomboka tamin’ny fitoriana teo amin’ny lesona 1 ao amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 9)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Hevitra 5 (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Matokia fa ho Tafavoaka Ianao na dia Sahirana Ara-bola Aza”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Mafy Tsara ny Tranonao: “Aoka Ianareo Hianina Amin’izay Efa Eo.”
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 19: Hevitra 5-6, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 56 sy Vavaka