10-16 Oktobra
1 MPANJAKA 19-20
Hira 33 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Jehovah Itarainana Rehefa Mila Fampaherezana Ianao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Mp 19:19-21: Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io rehefa mahazo fanendrena vaovao isika? (w97 1/11 31 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 19:1-14 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly—Jb 26:7. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 18)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Hevitra 7, sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Miezaha Hanana Fomba Fijery Tsara Foana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny toro lalan’ny Baiboly hanampy antsika hanana fomba fijery tsara foana? Ahoana no nampaherezan’i Jehovah an’i Elia? Ahoana no ampaherezan’i Jehovah sy ikarakarany antsika?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 22
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 57 sy Vavaka