12-18 Oktobra
EKSODOSY 33-34
Hira 115 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ireo Toetran’i Jehovah Manintona Antsika”: (10 min.)
Ek 34:5: Ny hoe mahalala ny anaran’Andriamanitra dia midika hoe mahafantatra ny fikasany sy ny zavatra ataony ary ny toetrany (it “Anarana”: “Anjely” § 2)
Ek 34:6: Lasa te hifandray amin’i Jehovah isika, satria tena tsara toetra izy (w09 1/5 18 § 3-5)
Ek 34:7: Mamela ny helok’ireo mpanota mibebaka i Jehovah (w09 1/5 18 § 6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 33:11, 20: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe “niresaka nifanatrika” tamin’i Mosesy Andriamanitra? (w04 15/3 27 § 5)
Ek 34:23, 24: Nahoana ireo lehilahy israelita no nila nanana finoana, mba hanatrehana an’ireo fety telo fanao isan-taona? (w98 1/9 20 § 5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 33:1-16 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nanazava an’ilay andinin-teny i Mirana? Inona no nolazainy mba hahatonga an’ilay olona ho liana amin’ny zavatra resahiny?
Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 16)
Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 2 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ry Tanora, i Jehovah ve no Namanareo Akaiky Indrindra?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ry Tanora, “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah.”
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 136
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 103 sy Vavaka