Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 PETERA 3-5

‘Efa Manakaiky ny Faran’ny Zava-drehetra’

‘Efa Manakaiky ny Faran’ny Zava-drehetra’

4:7-9

Tsy ho ela isika dia hiatrika fahoriana lehibe mbola tsy nisy hoatr’izany. Inona no hanampy antsika tsy hivadika dieny izao sy amin’ny hoavy?

  • Mivavaha foana. Ataovy isan-karazany ilay izy, ohatra hoe vavaka fitalahoana, fisaorana, ary fiderana

  • Miezaha ho tena tia an’ireo mpiara-manompo sy hifandray kokoa amin’izy ireo

  • Miezaha ho tia mandray vahiny

SAINTSAINO IZAO: ‘Tokony ho hita hoe be fitiavana sy tia mandray vahiny aho. Ahoana no hampisehoako an’izany amin’ny mpiara-manompo, na avy eto an-toerana izy ireo na avy any an-tany hafa?’