29 Oktobra–4 Novambra
JAONA 18-19
Hira 54 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanambara ny Marina i Jesosy”: (10 min.)
Jn 18:36: Ny Fanjakan’ny Mesia no foto-kevitra lehibe indrindra amin’ny fahamarinana
Jn 18:37: Nampahafantatra ny fikasan’Andriamanitra i Jesosy sady nanatanteraka an’izany (“hanambara ny”, “ny marina” fanazavana Jn 18:37, nwtsty)
Jn 18:38a: Nanesoeso i Pilato satria tsy nino izy hoe misy ny fahamarinana (“Inona ny marina?” fanazavana Jn 18:38a, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jn 19:30: Nahoana i Jesosy no niteny hoe “vita”, talohan’ny nialany aina? (w10 15/8 11 § 15)
Jn 19:31: Inona no porofo fa tamin’ny 14 Nisana taona 33 i Jesosy no maty? (“Sabata lehibe io” fanazavana Jn 19:31, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 18:1-14
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ny tranonkala jw.org avy eo.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 14 § 6-7
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Mifalia Noho ny Fahamarinana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Mifankatiava’: Aza Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana fa Mifalia Noho ny Fahamarinana. Raha ampy ny fotoana dia iaraho midinika ilay efajoro hoe “Ohatra ao Amin’ny Baiboly Azo Saintsainina.”
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 41
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 32 sy Vavaka