11-17 Desambra
JOBA 25-27
Hira 34 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mahavita Tsy Mivadika ny Olona Tsy Lavorary”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 26:14: Na dia kely fotsiny aza ny zavatra fantatsika momba ny zavaboary, dia inona ny toetran’i Jehovah hitantsika avy amin’izy ireny? (w16.11 9 § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 25:1–26:14 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona hoe ahoana no ahitana fanazavana mahaliana ao amin’ny jw.org. (th lesona 17)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 13: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tsy Hivadika Ianao Raha Mahavita Mifehy Izay Eritreretinao”: (5 min.) Fiaraha-midinika.
Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr toko 2 § 28-31, efajoro 2A sy 2B
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 96 sy Vavaka