Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

15-21 Novambra

JOSOA 23-24

15-21 Novambra
  • Hira 50 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • Aza Miaraka Amin’ny Naman-dratsy any Am-piasana: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hivadika: Naman-dratsy. Fanontaniana: Inona no vokany rehefa niaraka tamin’ny naman-dratsy ilay anabavy tany am-piasana? Inona no fiovana nataony ary nahoana izany no nanampy azy? Inona no ianaranao avy amin’iny video iny momba ny naman-dratsy?

  • Olona Tsy Ampoizinao no Mety ho Lasa Namanao: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana i Aina no lasa niaraka tamin’ny naman-dratsy tany am-pianarana? Ahoana no nahitany namana tsara tao amin’ny fiangonana? Ahoana no fomba hahitana namana tsara, rehefa jerena iny video iny?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 17 § 11-22

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 52 sy Vavaka