Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Manambony Tena fa Aleo Manetry Tena

Aza Manambony Tena fa Aleo Manetry Tena

Nanetry tena i Gideona ary izany no nahatonga azy hitandro fihavanana (Mpts 8:1-3; w00 15/8 25 § 3)

Nanetry tena i Gideona ka tsy nitady voninahitra ho an’ny tenany fa ho an’i Jehovah (Mpts 8:22, 23; w17.01 20 § 15)

Nanambony tena i Abimeleka dia nidiran-doza izy sy ny olon-kafa (Mpts 9:1, 2, 5, 22-24; w08 15/2 9 § 9)

Hanampy antsika hanao inona ny fanetren-tena raha masiaka be ny olona itoriantsika?