Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MIKA 1-7

Inona no Takin’i Jehovah Amintsika?

Inona no Takin’i Jehovah Amintsika?

6:6-8

Fantatr’i Jehovah hoe voafetra ny zava-bitantsika. Tsy mitaky zavatra tsy ho vitantsika mihitsy àry izy. Tokony hifandray tsara amin’ny mpiara-manompo isika, satria zava-dehibe izany ao amin’ny fivavahana marina. Tsy maintsy tia sy manaja azy ireo isika, raha tiantsika hankasitraka ny sorona ataontsika i Jehovah.