24-30 Jona
SALAMO 54-56
Hira 48 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Manohana Anao Andriamanitra
(10 min.)
Miantehera amin’i Jehovah hoatran’i Davida rehefa matahotra ianao (Sl 56:1-4; w06 1/8 22-23 § 10-11)
Sarobidy amin’i Jehovah ny fiaretanao, ary hanampy anao izy (Sl 56:8; cl 243 § 9)
Manohana anao i Jehovah. Tsy avelany hisy vokany maharitra eo aminao izay fitsapana mahazo anao (Sl 56:9-13; Ro 8:36-39; w22.06 18 § 16-17)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
-
Sl 55:12, 13: Efa voalahatr’i Jehovah hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy? (it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Ny zavatra fantatra mialoha sy voatendry mialoha” § 17-18)
-
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 55:1-23 (th lesona 10)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) AMPAHIBEMASO. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 11)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd lesona 7, hevitra 4)
6. Lahateny
(5 min.) w23.01 29-30 § 12-14: Foto-kevitra: Be Herim-po Isika Satria Tia An’i Kristy. Jereo ny sary. (th lesona 9)
Hira 153
7. Faly Foana ve Ianao... na dia Mety ho Faty Aza?
(5 min.) Fiaraha-midinika.
Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika amin’ny mpanatrika ity fanontaniana ity avy eo:
-
Inona no nianaranao avy tamin’ny zavatra niainan’ny Rahalahy Dugbe, ka hanampy anao rehefa matahotra ianao?
8. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity
(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 11 § 1-8, video fampidirana