HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Tetik’ady Narahin’i Davida
Nandositra an’i Saoly i Davida (1Sa 27:5-7; it “Akisy” § 2)
Niaro ny sisin-tanin’i Joda i Davida (1Sa 27:8, 9; w21.03 4 § 8)
Tsy notantarain’i Davida an’i Akisy ny zavatra sasany nataony (1Sa 27:10-12; it “Lainga” § 7)
Mety tsy hamela antsika hitory sy hampianatra ny manam-pahefana, ary mety hanadihady antsika momba ny mpiara-manompo amintsika. Raha mitranga izany, dia aleo tsy miteny mihitsy mba hiarovana ny rahalahy sy anabavintsika.—Oh 10:19; 11:12; Mpto 3:7.