TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Mey 2019
Hevitra Azo Resahina
Hevitra maromaro azo resahina momba ny maty sy ny fitsanganana amin’ny maty.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Kivy” Isika
Ho falifaly isika sady hahavita hiaritra, raha mifantoka amin’ny zavatra hataon’ilay Fanjakana.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Anisan’ny Fanompoana ny Fanampiana Tra-boina
Anisan’ny fanompoana ny fanampiana an’ireo Kristianina tra-boina.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nahazo Fanampiana Ireo Mpiara-manompo Tra-boina Tany Karaiba
Inona no nataon’ny mpiara-manompo mba hanampiana an’ireo tra-boina tany Karaiba?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nanana ‘Tsilo tao Amin’ny Nofo’ i Paoly
Mety ho inona no tian’i Paoly holazaina tamin’ilay hoe ‘tsilo tao amin’ny nofony’?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Afaka Mahavita Zavatra Tsara Ianao na dia Manana “Tsilo ao Amin’ny Nofo” Aza
Mila miantehitra amin’i Jehovah Andriamanitra isika raha te hahavita hiatrika olana. Ahoana no hanaovana an’izany?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanohitra Azy Imasoimaso Aho”
Tsy lavorary isika ka tokony hiezaka foana tsy hanavakavaka.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Afaka Mikarakara ny Efitrano Fanjakana Daholo Isika
Tsy trano tsotra fotsiny ny Efitrano Fanjakana, fa toeram-pivavahana notokanana ho an’i Jehovah.