1-7 Mey
JEREMIA 32-34
Hira 138 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Famantarana fa Honenana Indray i Israely”: (10 min.)
Je 32:6-9, 15: Nasain’i Jehovah nividy saha i Jeremia, mba ho famantarana fa honenana indray i Israely (it “Anatota” § 4)
Je 32:10-12: Nanara-dalàna i Jeremia rehefa nanao raharaham-barotra (w07 15/3 11 § 3)
Je 33:7, 8: Nampanantena i Jehovah fa ‘hodioviny’ ireo babo (jr 152 § 22-23)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 33:15: Iza ilay “tsimoka” ho an’i Davida? (jr 173 § 10)
Je 33:23, 24: Iza ireo “fianakaviana roa” voaresaka eto? (w07 15/3 11 § 4)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 32:1-12
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny rehetra hampiasa video rehefa manolotra an’ilay bokikely hoe Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 67-71). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 12 § 1-8, efajoro “Nanaiky Torohevitra Izy”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 23 sy Vavaka