HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mety Hahasoa ny Maro ny Zavatra Ataon’ny Olona Iray
Nanota ny Israelita rehefa notaomin’ny Moabita (No 25:1, 2; lv 97 § 1-2)
Tezitra i Jehovah satria nivadika taminy ny Israelita sady tia tena (No 25:3-5; lv 98 § 4)
Tsy tezitra intsony i Jehovah rehefa nanao zavatra ny lehilahy iray be herim-po (No 25:6-11)
SAINTSAINO IZAO: ‘Rahoviana aho no tokony ho be herim-po ka tsy hatahotra ny hiavaka amin’ny hafa?’