26 Aprily–2 Mey
NOMERY 25-26
Hira 135 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mety Hahasoa ny Maro ny Zavatra Ataon’ny Olona Iray”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
No 26:55, 56: Nahoana ny fomba nizaran’i Jehovah ny tany tamin’ireo fokon’ny Israely no mampiseho hoe hendry izy? (it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 2-3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) No 25:1-18 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mampisehoa video iray amin’ilay olona (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3)
Lahateny: (5 min.) w04 1/4 29: Foto-kevitra: Nahoana no Tsy Mitovy ny Isa Resahin’ny Nomery 25:9 sy ny 1 Korintianina 10:8? (th lesona 17)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Fidio Tsara ny Namanao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika—Ampahany. Ampirisiho ny rehetra hijery an’ilay video manontolo.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 8 § 1-10
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 31 sy Vavaka