HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Be Taraina?
Tsy tian’i Jehovah ny olona be taraina (No 11:1; w01 15/6 17 § 20)
Tia tena sy tsy mahay mankasitraka ny olona be taraina (No 11:4-6; w06 15/7 15 § 7)
Lasa kivy ny hafa rehefa be taraina isika (No 11:10-15; it “Fifandirana”: “Menomenona” § 1)
Tsy mora ny fiainan’ny Israelita tany an-tany efitra. Betsaka anefa ny zavatra azon’izy ireo nisaorana an’i Jehovah. Tsy ho be taraina isika, raha misaintsaina foana an’ireo fitahiana omen’i Jehovah antsika.