Hevitra Azo Resahina
●○ FITORIANA *
Fanontaniana: Efa miaina amin’ny andro farany ve isika?
Andinin-teny: 2Ti 3:1-5
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hitranga aorian’ny andro farany?
○● FIVERENANA MITSIDIKA
Fanontaniana: Inona no hitranga aorian’ny andro farany?
Andinin-teny: Ap 21:3, 4
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana an’ireo fitahiana ampanantenain’Andriamanitra?
^ feh. 2 Fitoriana sy fiverenana mitsidika iray ihany no ho hita amin’ny hevitra azo resahina, manomboka amin’ity volana ity.