26 Jona–2 Jolay
EZEKIELA 6-10
Hira 141 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Voaisy Marika ve Ianao ka ho Voavonjy?”: (10 min.)
Ezk 9:1, 2: Misy lesona lehibe azontsika raisina avy amin’ny fahitan’i Ezekiela (w16.06 16-17)
Ezk 9:3, 4: Izay mandray tsara ny hafatra torina aminy, dia hasiana marika mandritra ny fahoriana lehibe ka ho voavonjy
Ezk 9:5-7: Tsy haringan’i Jehovah miaraka amin’ny olo-marina ny ratsy fanahy
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ezk 7:19: Nahoana io andininy io no manampy antsika hiomana ho amin’ny hoavy? (w09 15/9 23 § 10)
Ezk 8:12: Nahoana io andininy io no mampiseho fa mety hanao ratsy ny olona iray raha tsy manam-pinoana? (w11 15/4 26 § 14)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 8:1-12
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ap 4:11: Ampianaro ny Tena Marina.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Sl 11:5; 2Ko 7:1: Ampianaro ny Tena Marina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 127 § 4-5: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Araho ny Fitsipik’i Jehovah Momba ny Fitondran-tena”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Lehilahy Iray sy Vehivavy Iray.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 14 § 8-14, efajoro “Maty ho An’Andriamanitra Izy”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 33 sy Vavaka