Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | FITOMANIANA 1-5

Hahavita Hiaritra Isika Raha Vonona Hiandry

Hahavita Hiaritra Isika Raha Vonona Hiandry

Inona no nanampy an’i Jeremia hiaritra sy hanana toe-tsaina tsara foana na dia nijaly be aza izy?

3:20, 21, 24, 26, 27

  • Natoky izy hoe “hiondrika” eo amin’ireo olony mibebaka i Jehovah, ary hanafaka azy ireo amin’ny fahoriany

  • Nianatra ‘nitondra zioga’ izy ‘nandritra ny fahatanorany.’ Raha miaritra fitsapam-pinoana ny tanora dieny izao, dia hahavita hiatrika zava-tsarotra izy any aoriana any

Inona no azoko atao mba ho vonona hiatrika fitsapana aho amin’ny hoavy?

 

Ahoana no ampisehoako hoe vonona hiandry aho?