1-7 Jolay
SALAMO 57-59
Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Ataon’i Jehovah Mandamòka ny Tetiky ny Mpanohitra
(10 min.)
Tsy maintsy niafina an’i Saoly Mpanjaka i Davida (1Sa 24:3; Sl 57, teny mampiditra azy)
Nataon’i Jehovah tsy nahomby ny tetik’ireo mpanohitra an’i Davida (1Sa 24:7-10, 17-22; Sl 57:3 )
Matetika no tsy araka ny noeritreretin’ny mpanohitra ny vokatry ny zavatra ataony (Sl 57:6; bt 220-221 § 14-15)
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe matoky an’i Jehovah aho rehefa misy manohitra?’—Sl 57:2.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 57:7: Inona no dikan’ny hoe manana fo “tsy miovaova”? (w23.07 18-19 § 16-17)
Valin-teninaoInona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Valin-teninao
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 59:1-17 (th lesona 12)
4. Manàna Fikirizana: Ahoana no Nataon’i Paoly?
(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 7, hevitra 1-2.
5. Manàna Fikirizana: Tahafo i Paoly
(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 7, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”
Hira 65
6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
7. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 11 § 9-17