Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò

Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò

Nanambady vehivavy mpanompo sampy ny Israelita sasany (Ezr 9:1, 2; w06 15/1 20 § 1)

Mazava tsara ny didin’i Jehovah nefa tsy narahin-dry zareo (Ezr 9:10-12)

Nijaly be ry zareo sy ny fianakaviany noho ny tsy fankatoavany (Ezr 10:10, 11, 44)

Mahasoa antsika ny didin’i Jehovah rehetra. (w09 1/10 10 § 6) Hisoroka olana maro sy hahazo fitahiana mandrakizay isika raha mankatò.

SAINTSAINO IZAO: ‘Oviana no nahitako hoe voaro tamin’ny olana aho satria nankatò an’i Jehovah?’