Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?
Ho sambatra kokoa isika, raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra fa tsy variana mikatsaka harena. Nahoana ireto andinin-teny ireto no manaporofo an’izany?
Nahoana isika no tsy afaka ny hahafoy tena ho an’Andriamanitra sady hikatsaka harena? (Mt 6:24)