15-21 Jolay
2 TESALONIANINA 1-3
Hira 67 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Haharihary Ilay Lehilahy Tsy Tan-dalàna”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny 2 Tesalonianina.]
2Te 2:6-8: Haharihary ilay lehilahy “tsy tan-dalàna”, izay efa niasa tamin’ny andron’i Paoly (it “Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra”: ‘Inona “ilay zava-miafina ny amin’ny fandikan-dalàna” noresahin’i Paoly?’)
2Te 2:9-12: Hiharan’ny didim-pitsarana ireo voafitak’ilay lehilahy “tsy tan-dalàna” (it “Lainga” § 8)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
2Te 1:7, 8: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe haharihary “ao amin’ny afo midedadeda” i Jesosy sy ireo anjely? (it “Afo”: “Fandringanana” § 2)
2Te 2:2: Inona no tian’i Paoly holazaina amin’ilay hoe “fanambarana avy amin’ny fanahy”? (it “Fanahy, avy Amin’ny”: “Fanambarana avy amin’ny fanahy” § 1)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Te 1:1-12 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana. (th lesona 12)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Lasa Fahazarana Fotsiny ve ny Fanompoanao?: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Inona no Hanampy Anao ho Falifaly Rehefa Manompo?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 75
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 111 sy Vavaka