Hevitra Azo Resahina
●○○ FITORIANA
Fanontaniana: Inona no tokony hataon’ny mpivady raha te hanana tokantrano sambatra izy ireo?
Andinin-teny: Ef 5:33
Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no tokony hitaizana ny ankizy?
○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
Fanontaniana: Ahoana no tokony hitaizana ny ankizy?
Andinin-teny: Oh 22:6
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataon’ny tanora raha tsy te hahita olana izy?
○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
Fanontaniana: Inona no tokony hataon’ny tanora raha tsy te hahita olana izy?
Andinin-teny: Oh 4:5, 6
Horesahina amin’ny manaraka: Aiza no misy torohevitra mahasoa antsika eo amin’ny fiainana?