23-29 Jolay
LIOKA 12-13
Hira 4 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Sarobidy Noho ny Fody Maro Ianareo”: (10 min.)
Lk 12:6: Na ny voronkely aza tsy hadinon’Andriamanitra (“fody” fanazavana Lk 12:6, nwtsty)
Lk 12:7: Tena miahy antsika i Jehovah matoa fantany amin’ny an-tsipiriany isika (“na ny volon-dohanareo aza voaisa daholo” fanazavana Lk 12:7, nwtsty)
Lk 12:7: Sarobidy amin’i Jehovah isika tsirairay (cl 241 § 4-5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Lk 13:24: Inona no tena tian’i Jesosy hataontsika? (“Miezaha mafy dia mafy” fanazavana Lk 13:24, nwtsty)
Lk 13:33: Nahoana i Jesosy no niteny an’io? (“tsy azo” fanazavana Lk 13:33, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 12:22-40
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 184-185 § 4-5
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Irery Nefa Tsy Hadino: (15 min.) Alefaso ilay video. Iaraho midinika avy eo ireto:
Inona avy ny olana lehibe natrehin’ireo mpitory anankitelo?
Inona no porofo fa tsy hadinon’i Jehovah izy ireo?
Ahoana no nataon’izy ireo mba hanompoana an’i Jehovah foana na teo aza ny olana natrehiny? Nahoana izany no nampahery ny hafa?
Inona no azonao atao mba hampisehoana hoe tianao ireo zokiolona na ireo marary eo anivon’ny fiangonana?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 30
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 5 sy Vavaka