HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 21-23 Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana HANDEFA Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana Endrika Soratra Endrika Sary I Jesosy no “manan-jo ara-dalàna” hitondra, araka ny faminanian’i Ezekiela. Ge 49:10 Avy amin’ny fokon’iza ny Mesia? 2Sa 7:12, 16 Ny fanjakan’iza no tsy hihozongozona mandrakizay? Mt 1:16 Ny tetirazana avy amin’iza no noresahin’i Matio? Inona no ianaranao momba an’i Jehovah avy amin’izany? Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana Malagasy Ilay Manan-jo Ara-dalàna no Hahazo ny Fanjakana https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202017250/univ/art/202017250_univ_sqr_xl.jpg