Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

29 Febroary–6 Martsa

ESTERA 1-5

29 Febroary–6 Martsa
  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Atolory ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona nandray ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra no tsidihina. Diniho ny pejy 2-3. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Olona nandray ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra no ampianarina. Ampiasao ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, pejy 4-5, mba hanombohana fampianarana. (km 7/12 2-3 § 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 71

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (10 min.)

  • Tsapanao ve fa Mahasoa Anao Ilay Fivoriana Vaovao?: (5 min.) Fiaraha-midinika. Inona no itiavanao an’izao fivoriana vaovao izao sy ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana? Ampirisiho ny rehetra hanomana tsara, mba handray soa be dia be.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 10 § 1-11, efajoro “Firy Taona Marina Ilay Hain-tany Tamin’ny Andron’i Elia?” (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 149 sy Vavaka