Manome sakafo sy miaro ary mikarakara ny ondry ny anti-panahy. Ataony ao an-tsaina koa hoe novidina tamin’ny ran’i Kristy ny ondry tsirairay. Tena tia sy mankasitraka ny anti-panahy isika, satria mahafoy tena hoatran’i Paoly izy ireo.
TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA