5-11 Aogositra
2 TIMOTY 1-4
Hira 150 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny 2 Timoty.]
2Ti 1:7: Miezaha hisaina tsara rehefa miatrika olana (w09 15/5 15 § 9)
2Ti 1:8: Aza menatra noho ny vaovao tsara (w03 1/3 9 § 7)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
2Ti 2:3, 4: Inona no azontsika atao mba ho faran’izay kely ny fotoana sy hery lanintsika amin’ny “raharaham-barotr’izao fiainana izao”? (w17.07 10 § 13)
2Ti 2:23: Tokony “handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany” isika. Ahoana no fomba iray ampiharantsika an’izany? (w14 15/7 14 § 10)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ti 1:1-18 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manaova Fanoharana Mandaitra, ary iaraho midinika ny lesona 8 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w14 15/7 13 § 3-7: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoan’ny Vahoakan’i Jehovah hoe ‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ Izy Ireo? (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miaraha Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 78
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 126 sy Vavaka