28 Aogositra–3 Septambra
EZEKIELA 39-41
Hira 24 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona no Ianaranao avy Amin’ny Fahitan’i Ezekiela Momba ny Tempoly?”: (10 min.)
Ezk 40:2: Misandratra avo noho ny fivavahana hafa rehetra ny fivavahana amin’i Jehovah (w99 1/3 11 § 16)
Ezk 40:3, 5: Hotanterahin’i Jehovah izay kasainy momba ny fivavahana marina (w07 1/8 10 § 2)
Ezk 40:10, 14, 16: Avo lenta sy ara-drariny ny fitsipik’i Jehovah. Tsy maintsy manaraka azy ireny isika vao hankasitraka ny fanompoantsika izy (w07 1/8 11 § 5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ezk 39:7: Nahoana no manazimbazimba ny anaran’Andriamanitra izay milaza fa izy no mahatonga ny tsy rariny? (w12 1/9 21 § 2)
Ezk 39:9: Hatao ahoana ny fitaovam-piadian’ireo firenena, aorian’ny Hara-magedona? (w89 15/11 14 § 20)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 40:32-47
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) fg lesona 1 § 1: Resaho aloha ilay olona fa hampiseho an’ilay video hoe Te Handre Vaovao Tsara ve Ianao? ianao (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Atolory ilay bokikely.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) fg lesona 1 § 2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 1 § 3-4
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Rahoviana Indray Aho no Afaka Manao Mpisava Lalana Mpanampy?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Saika ny Zava-drehetra no Vitako, Noho i Jehovah.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 17 § 1-9
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 67 sy Vavaka