Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
Nahoana isika no tsy tokony hisalasala hangataka amin’i Jehovah mba hanampy antsika ho sahy? (Sal. 138:3)
Inona no hanampy antsika ho sahy hoatran’ny mpanompon’i Jehovah taloha? (Asa. 4:31)
Inona no hanampy antsika ho sahy sy ho be herim-po rehefa manompo? (1 Tes. 2:2)
Ahoana no hahatonga antsika ho sahy rehefa misy fitsapana? (1 Pet. 2:21-23)
Inona ny valisoa ho azontsika raha manana fahasahiana isika? (Heb. 10:35)