EFAJORO 8B
Faminaniana Telo Momba ny Mesia
1. “Ilay manana zo ara-dalàna” (Ezekiela 21:25-27)
FOTOANA VOATONDRO HO AN’NY HAFA FIRENENA (607 T.K.–1914 A.K.)
-
607 T.K.—Nesorina tsy ho mpanjaka i Zedekia
-
1914 A.K.—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy
Ezekiela 34:22-24)
2. “Hanome sakafo azy ireo” ny mpanompoko “ka ho lasa mpiandry azy” (ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)
-
1914 A.K.—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy
-
1919 A.K.—Notendrena hiandry ny ondrin’Andriamanitra ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina
Lasa tafaray ny voahosotra tsy mivadika dia ny Mesia Mpanjaka no mikarakara azy ireo; nisy vahoaka be lasa tafaray amin-dry zareo tatỳ aoriana
-
AORIAN’NY ARAMAGEDONA—Haharitra mandrakizay ny zavatra tsara rehetra hataon’ilay Mpanjaka
3. “Mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra” mandrakizay (Ezekiela 37:22, 24-28)
ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)