Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vakio Isan’andro ny Baiboly

Vakio Isan’andro ny Baiboly

Tianao ve raha mba mahafinaritra anao ny mamaky Baiboly? Hanampy anao hanomboka hamaky Baiboly ireo hevitra eo ambany ireo. Fidio izay mahaliana anao, dia vakio ny andinin-teny miaraka aminy.

Tantara sy Olona Nalaza

Torohevitra ho An’ny Fiainana Andavanandro

Raha Mila Fampaherezana Ianao Satria...

Zavatra Lazain’ny Baiboly Momba ny...

SOSO-KEVITRA: Raha te hahita ny teny manodidina an’ireo andinin-teny eo ambony ireo ianao, dia vakio ny toko manontolo misy an’ireo andininy. Ampiasao ilay tabilao hoe “Mariho Izay Voavakinao”, any amin’ny faran’ity boky ity, dia asio marika izay toko vitanao. Ataovy tanjona ny hoe hamaky ampahany amin’ny Baiboly isan’andro.