Mihevi-tena ho Tsy Misy Dikany
Inona no mety ho vokany, raha mihevi-tena ho tsy misy dikany sy tsy mahay isika?
No 11:14, 15; 1Mp 19:1-4; Jb 3:3; Je 15:10
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Da 10:8-11, 18, 19—Nahatsapa ho tsy nisy hery intsony i Daniela mpaminany, nefa nahazo hery indray izy rehefa nampahatsiahy azy ny anjely iray hoe sarobidy amin’i Jehovah izy
Mt 10:29-31—Nilaza an’ilay fanoharana momba ny fody i Jesosy mba hampisehoana hoe tia sy miahy antsika i Jehovah
Andinin-teny mampahery: