Ny Diariko—Ny Firaisana sy ny Fitiavana
Fizarana 4
Ny Diariko—Ny Firaisana sy ny Fitiavana
Inona no eritreretinao hatao manomboka izao, rehefa avy namaky an’iny fizarana iny ianao? Manorata telo amin’izany, ary hazavao hoe nahoana ilay izy no mahasoa. *
1. ․․․․․
2. ․․․․․
3. ․․․․․
[Fanamarihana ambany pejy]
^ feh. 3 Ohatra hoe: “Tsy hanao firaisana aho raha tsy efa manambady. Fantatro hoe tena mahasoa izany, satria...” Izay tena hevitrao soratana eo.