Ny Diariko—Ny Fiovana eo Amin’ny Vatana
Fizarana 2
Ny Diariko—Ny Fiovana eo Amin’ny Vatana
Lazao ny zavatra tsy tianao indrindra eo aminao, ary hazavao hoe nahoana izy io no mahasorena anao.
․․․․․
Manorata zavatra iray tianao eo aminao, ary hazavao hoe nahoana izy io no tena tianao na mahasoa anao.
․․․․․