A7-D
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Nataon’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 1)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Taona 30 |
Galilia |
Voalohany nilazan’i Jesosy hoe: “Efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra” |
||||
Kana; Nazareta; Kapernaomy |
Nanasitrana ny zanakalahin’ny tandapa; namaky ny Isaia; nankany Kapernaomy |
|||||
Ranomasin’i Galilia akaikin’i Kapernaomy |
Niantso mpianatra efatra: Simona sy Andrea, Jakoba sy Jaona |
|||||
Kapernaomy |
Nanasitrana ny rafozambavin’i Petera sy ny maro hafa |
|||||
Galilia |
Nitory voalohany tany Galilia, niaraka tamin’izy efa-dahy |
|||||
Nanasitrana boka; vahoaka nanaraka azy |
||||||
Kapernaomy |
Nanasitrana malemy |
|||||
Niantso an’i Matio; niara-nisakafo tamin’ny mpamory hetra; fanontaniana momba ny fifadian-kanina |
||||||
Jodia |
Nitory tany amin’ny synagoga |
|||||
Paska taona 31 |
Jerosalema |
Nanasitrana lehilahy iray tao Betizata; nitady hamono azy ny Jiosy |
||||
Niverina avy tany Jerosalema (?) |
Mpianatra nioty salohim-barimbazaha tamin’ny Sabata; “Tompon’ny Sabata” i Jesosy |
|||||
Galilia; Ranomasin’i Galilia |
Nanasitrana ny tanan’ny lehilahy iray tamin’ny Sabata; narahin’ny vahoaka; nanasitrana olon-kafa maro |
|||||
T. akaikin’i Kapernaomy |
Nifidy an’ireo apostoly 12 |
|||||
Akaikin’i Kapernaomy |
Toriteny teo An-tendrombohitra |
|||||
Kapernaomy |
Nanasitrana mpanompon’ny manamboninahitra |
|||||
Naina |
Nanangana ny zanaky ny vehivavy iray maty vady |
|||||
Tiberiasy; Galilia (Naina na manodidina) |
Naniraka ny mpianany ho any amin’i Jesosy i Jaona; nampahafantarina tamin’ny ankizikely ny marina; zioga mora entina |
|||||
Galilia (Naina na manodidina) |
Vehivavy mpanota nanosotra menaka ny tongotr’i Jesosy; fanoharana momba ny olona nitrosa |
|||||
Galilia |
Nitory fanindroany tany izy sy ny 12 lahy |
|||||
Namoaka demonia; heloka tsy ho voavela |
||||||
Tsy hisy famantarana afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona |
||||||
Tonga ny rahalahiny sy ny reniny; ny mpianany no nataony hoe havany akaiky |