ANDAO HIANATRA AVY AMIN’NY NAMAN’I JEHOVAH
Abela
Ampiasao ity kilalao ity mba hianarana avy amin’ilay naman’i Jehovah antsoina hoe Abela.
Ry ray aman-dreny, vakio sy iaraho midinika amin’ny zanakareo ny Genesisy 4:2-5 sy Hebreo 11:4.
Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.
Hetezo ny sarin’ny olona ao amin’ny pejy 1, dia apetaho eo amin’ilay sary eo amin’ny pejy 2. Araho ilay toromarika eo amin’ny pejy 1 rehefa manambatra an’ilay izy. Iaraho midinika koa ireo fanontaniana ao amin’ilay video. Azonao atambatra daholo izay sary nohetezanao tato amin’ny kilalao amin’ity fizarana ity, mba ho lasa hoatran’ny boky.