Topy Maso—Silia
- 20 086 000—Mponina
- 88 592—Mpitory mampianatra Baiboly
- 974—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
- 1 isaky ny 230—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
VAOVAO
Afo Nandravarava Tany Silia
VAOVAO
Mandamina Fanampiana ho An’ireo Tra-boina Noho ny Tondra-drano any Silia ny Vavolombelon’i Jehovah
Nanangana komitin’ny vonjy rano vaky avy hatrany ireo Vavolombelon’i Jehovah tao Copiapó taorian’ilay ranotrambo, mba hitondrana fanampiana.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Novalian-tsoa ny Ezaka sy ny Fiomanana Nataony
Ho hitanao ato ny tantaran’ny ankizivavikely folo taona, izay niezaka mafy nanasa ny olona miteny mapudungun tany am-pianarany, mba hanatrika fotoan-dehibe iray.