Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay. Betela no anarany. Misy fampirantiana any amin’ny sampana sasany, dia tsy mila mpitarika ianao rehefa mitsidika azy ireny fa azonao jerena samirery ilay izy.

Royaume-Uni

Fitsidihana

Hamandrika Fitsidihana ho An’olona Latsaka ny 20

Hijery na Hanova Famandrihana

Haka Bokikely Momba ny Betela

Fampirantiana

Ny Lovantsika. Tantaran’ny asa fitoriana any Grande-Bretagne sy Irlandy.

Baiboly any Grande-Bretagne. Misy Baiboly vitsy mpanana ao, ary hita ao koa ny tantaran’ny fandikana Baiboly nandritra ny taonjato maro.

Sampan’asa ao Amin’ny Betelan’i Grande-Bretagne. Misy video sy tabilao manazava ny asa atao ao amin’ny sampan’i Grande-Bretagne.

Adiresy sy Telefaonina

Hijery ny Lalana