Hijery ny anatiny

Rahalahy Andrey Bannykh (ambony), Andrey Kozhushko (afovoany), ary Pavel Loshchinin (ankavanana). Sarintany: Tao Lesnoï, any Rosia, no natao ilay fitsarana

9 DESAMBRA 2024
ROSIA

“Fanomezana Manokana sy Sarobidy”

“Fanomezana Manokana sy Sarobidy”

Nomelohin’ny Fitsaran’i Lesnoï, ao amin’ny Faritr’i Sverdlovsk, ny Rahalahy Andrey Bannykh sy Andrey Kozhushko ary Pavel Loshchinin, tamin’ny 25 Novambra 2024. Samy nahazo sazy mihantona enin-taona izy ireo. Mbola tsy migadra aloha ry zareo izao.

Ilay voampanga

Na dia ‘miaritra fitsapana samihafa’ aza isika, dia mampahery antsika ny mahalala hoe tia sy vonona hanampy antsika i Jehovah sy ireo rahalahy sy anabavy.​—1 Petera 1:6.