Hijery ny anatiny

Meksika

 

2018-03-09

MEKSIKA

Noterena Hiala Tamin’ny Tranony ny Vavolombelon’i Jehovah Tany Jalisco, any Meksika

Nisy nanafika ny Vavolombelon’i Jehovah tany Jalisco, ary noroahina tao an-tranony. Nitaraina tany amin’ny fanjakana izy ireo satria nenjehina noho ny fivavahany.

2017-12-19

MEKSIKA

Be dia Be ny Zavatra Hamboarin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Goatemalà sy Meksika Vokatry ny Horohoron-tany

Betsaka ny tranon’ny namany hamboarin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Goatemalà sy Meksika taorian’ireo horohoron-tany roa nandravarava.

2015-11-19

MEKSIKA

Mampianatra Baiboly any Amin’ny Fonjan’i Meksika ny Vavolombelon’i Jehovah

Misaotra ny Vavolombelon’i Jehovah ny manam-pahefana satria mampianatra Baiboly an’ireo migadra any amin’ny fonja any Baja Kalifornia izy ireo.

2015-06-18

MEKSIKA

Nampiseho Boky Tamin’ilay Fampirantiana Lehibe Tany Meksika ny Vavolombelon’i Jehovah

Nahitana boky avy any amin’ny firenena maro maneran-tany tao amin’ny Fampirantiana Boky Iraisam-pirenen’i Guadalajara, ary tao koa ny boky navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

2015-06-18

MEKSIKA

Navoaka Tamin’ny Fiteny Tzotzil any Meksika Ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Namoaka ny Soratra Grika Kristianina (“Testamenta Vaovao”) amin’ny fiteny tzotzil ny Vavolombelon’i Jehovah. Fiteny tena fampiasan’ny Indianina Maya any amin’ny toerana avo any Chiapas afovoany izy io.